Lalao Olaimpika

Ny Lalao Olaimpika izay azo soratana Lalao Olimpika dia hetsika iraisam-pirenena lehibe mikasika ny fanatanjahan-tena atao amin'ny andro fahavaratra sy ny fanatanjahan-tena atao amin'ny andro ririnina. Amin'ny fiteny grika ankehitriny izany dia Οἱ Ὀλυμπιακοὶ ἀγῶνες / hoi Olympiakoí agônes. Ny Lalao Olaimpika dia fifaninanana amin'ny taranja ara-panatanjahan-tena maro dia maro. Ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpika fahavaratra tahaka ny Lalao Olaimpika ririnina dia efa-taona; fa ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpika (fahavaratra-ririnina na ririnina-fahavaratra) dia roa taona.
Ny Lalao Olaimpika tamin'ny voalohany dia noforonin'ny foko grika ao Eorôpa tamin'ny Andro Taloha tamin'ny taonjato faha-8 hatramin'ny nandraràna azy tamin'ny taonjato fahadimy. I Pierre de Coubertin, mpamorona ny KOI (CIO) no namorona ny Lalao Olimpika maoderina tamin'ny 1896.
| Lalao Olimpika fahavaratra | Lalao Olimpika ririnina | ||||||
|---|---|---|---|---|---|---|---|
| Taom | faha- | Tanàna | firenena | faha- | Tanàna | firenena | |
| 1896 | I | Atena | |||||
| 1900 | II | Paris | |||||
| 1904 | III | St. Louis, Missouri(1) (1) | |||||
| 1906 | Intercalated | Atena | |||||
| 1908 | IV | Lôndôna | |||||
| 1912 | V | Stockholm | Soeda | ||||
| 1916 | VI (2) | Berlin | |||||
| 1920 | VII | Antwerpen | |||||
| 1924 | VIII | Paris | I | Chamonix | |||
| 1928 | IX | Amsterdam | II | St Moritz | |||
| 1932 | X | Los Angeles | (2) |
III | Lake Placid, New York | | |
| 1936 | XI | Berlin | IV | Garmisch-Partenkirchen | | ||
| 1940 | XII (3) | Tokyo→Helsinki | V (2) | Sapporo→St Moritz→Garmisch-Partenkirchen | |||
| 1944 | XIII (3) | Londona | V (3) | Cortina d'Ampezzo | | ||
| 1948 | XIV | Lôndôna | V | St Moritz | | ||
| 1952 | XV | Helsinki | VI | Oslo | |||
| 1956 | XVI | Melbourne sy
Stockholm(4) |
Aostralia + Soeda | VII | Cortina d'Ampezzo | | |
| 1960 | XVII | Roma | VIII | Squaw Valley, California | |||
| 1964 | XVIII | Tokyo | IX | Innsbruck | | ||
| 1968 | XIX | Mexico City | X | Grenoble | | ||
| 1972 | XX | München | XI | Sapporo | |||
| 1976 | XXI | Montréal, Quebec | XII | Innsbruck | | ||
| 1980 | XXII | Môsikao | XIII | Lake Placid, New York | |||
| 1984 | XXIII | Los Angeles | XIV | Sarajevo | Iogôslavia | ||
| 1988 | XXIV | Seoul | XV | Calgary, Alberta | |||
| 1992 | XXV | Barcelona | XVI | Albertville | |||
| 1994 | XVII | Lillehammer | |||||
| 1996 | XXVI | Atlanta, Georgia | |||||
| 1998 | XVIII | Nagano | | ||||
| 2000 | XXVII | Sydney | |||||
| 2002 | XIX | Salt Lake City, Utah | |||||
| 2004 | XXVIII | Atena | |||||
| 2006 | XX | Torino | | ||||
| 2008 | XXIX | Beijing (5) | |||||
| 2010 | XXI | Vancouver, British Columbia | |||||
| 2012 | XXX | Lôndôna | |||||
| 2014 | XXII | Sochi | |||||
| 2016 | XXXI | Rio de Janeiro | |||||
| 2018 | XXIII | Pyeongchang | |||||
| 2021(6) | XXXII | Tokyo | |||||
| 2022 | XXIV | Beijing | |||||
| 2024 | XXXIII | Paris | |||||
| 2026 | XXV | Milano-Cortina d'Ampezzo | |||||
| 2028 | XXXIV | Los Angeles | |||||
Famaritana
[hanova | hanova ny fango]
Ny Lalao Olaimpika dia hetsika ara-panatanjahantena lehibe indrindra maneran-tany, ahitana firenena an-jatony mifaninana amin’ny taranja ara-panatanjahantena maro, ka atao isan-taona efatra (isaky ny 4 taona), amin'ny lohataona sy ririnina.
Sokajy roa lehibe amin' ny Lalao Olaimpika
[hanova | hanova ny fango]Lalao Olaimpika fahavaratra
[hanova | hanova ny fango]Io no lehibe indrindra, ahitana taranja toy ny:
- Atletisma (hazakazaka, tsambikina, famoahana lanja)
- Baolina kitra
- Baskety
- judo
- Lomano (filomanosana)
- Haltérophilie (fanandratana lanja)
- Bisikileta[1]
- Gymnastique, sns.
Lalao Olaimpika ririnina
[hanova | hanova ny fango]Io no ahitana fanatanjahantena amin’ny lanezy/toerana mangatsiaka:
- Ski
- Patinage artistique
- Hockey sur glace
- Snowboard, sns.
Tantaran'ny Lalao Olaimpika
[hanova | hanova ny fango]- Niandoha tany Grisia Taloha (776 talohan’i JK, tany Olympie)
- Naverina tamin’ny fomba maoderina tamin’ny taona 1896 tao Atena,
Grisy - Pierre de Coubertin no nikarakara ny fanombohana maoderina.
Misy foana ny teny filamatra: "Citius, Altius, Fortius" (Haingana kokoa, Avo kokoa, Mahery kokoa)"
Komity Olaimpika Iraisam-Pirenena
[hanova | hanova ny fango]Izy no manara-maso sy mandrindra ny fikarakarana ny Lalao Olaimpika maneran-tany. Miorina ao Lausanne,
Soisa.
Lalao Olaimpika tamin'ny 2024
[hanova | hanova ny fango]Misy taranja vaovao toy ny breaking (breakdance)
Madagasikara sy ny Lalao Olaimpika
[hanova | hanova ny fango]- Tonga nanomboka tamin’ny 1964 (Tokyo)
- Tsy mbola nahazo medaly aloha hatreto
- Misy atleta malagasy efa nandray anjara tamin’ny: Atletisma, Natation, Judo, Taekwon
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]
- ↑ Olympics Official Site. Wikipedia – Jeux Olympiques. Comité Olympique Malgache (COM)