Ririnina

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny ririnina no fizaran-taona manaraka ny fararano, izay vanim-potoana mangatsiaka; fohy ny andro ary rako-drahona matetika; ianjadian'ny fanala ny hazo ka mihintsan-dravina.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Desambra sy Janoary ary Febroary ny ririnina fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Jona sy Jolay ary Aogositra io fizaran-taona io.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]