Aller au contenu

Lalao Olimpika

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kilalao Olimpika)

Ny Lalao Olimpika izay azo soratana "Lalao Olympika" ihany koa, (amin'ny fiteny grika ankehitriny Οἱ Ὀλυμπιακοὶ ἀγῶνες [hoi Olympiakoí agônes]) dia tranga iraisam-pirenena lehibe mikasikan'ny [fanatanjahan-tena] atao amin'ny andro fahavaratra sy ny fanatanjahan-tena atao amin'ny andro ririnina. Ny Lalao Olimpika dia fifaninanana amin'ny taranja ara-panatanjahan-tena maro dia maro. Ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpikan'ny fahavaratra tahaky ny Lalao Olimpikan'ny ririnina dia efa-taona ; fa ny elanelam-potoan'ny Lalao Olimpika (fahavaratra-ririnina na ririnina-fahavaratra) dia roa taona.

Ny Lalao Olimpika tamin'ny voalohany dia noforonin'ny foko grika ao Eoropa tamin'ny Andro Taloha tamin'ny taonjato fahavalo hatramin'ny nandraràna azy tamin'ny taonjato fahadimy. I Pierre de Coubertin, mpamorona ny KOI (CIO) no namorona ny Lalao Olimpika maoderina tamin'ny 1896.

Lalao Olimpika
Lalao Olimpikan'ny fahavaratra Lalao Olimpikan'ny ririnina
Taom faha- Tanàna firenena faha- Tanàna firenena
1896 I Atena Grisy
1900 II Paris  Frantsa
1904 III St. Louis, Missouri(1) (1)  Etazonia
1906 Intercalated Atena Grisy
1908 IV Lôndôna  Fanjakana Mitambatra
1912 V Stockholm Soeda
1916 VI (2) Berlin  Alemaina
1920 VII Antwerp  Belzika
1924 VIII Paris  Frantsa I Chamonix  Frantsa
1928 IX Amsterdam  Nederlandy II St Moritz  Soisa
1932 X Los Angeles  Etazonia

(2)

III Lake Placid, New York   Etazonia
1936 XI Berlin  Alemaina IV Garmisch-Partenkirchen   Alemaina
1940 XII (3) Tokyo→Helsinki Japana

Finlandy

V (2) Sapporo→St Moritz→Garmisch-Partenkirchen Japana   Soisa
1944 XIII (3) London  Fanjakana Mitambatra V (3) Cortina d'Ampezzo   Italia
1948 XIV Lôndôna  Fanjakana Mitambatra V St Moritz   Soisa
1952 XV Helsinki  Finlandy VI Oslo  Norvezy
1956 XVI Melbourne +

Stockholm(4)

Australia + Soeda VII Cortina d'Ampezzo   Italia
1960 XVII Roma  Italia VIII Squaw Valley, California  Etazonia
1964 XVIII Tokyo Japana IX Innsbruck   Aotrisy
1968 XIX Mexico City Meksika X Grenoble   Frantsa
1972 XX München  Alemaina XI Sapporo Japana
1976 XXI Montréal, Quebec  Kanada XII Innsbruck   Aotrisy
1980 XXII Môsikao  FRSS XIII Lake Placid, New York  Etazonia
1984 XXIII Los Angeles  Etazonia XIV Sarajevo Iogôslavia
1988 XXIV Seoul  Korea Atsimo XV Calgary, Alberta  Kanada
1992 XXV Barcelona  Espaina XVI Albertville  Frantsa
1994 XVII Lillehammer  Norvezy
1996 XXVI Atlanta, Georgia  Etazonia
1998 XVIII Nagano   Japana
2000 XXVII Sydney Aostralia
2002 XIX Salt Lake City, Utah  Etazonia
2004 XXVIII Atena Grisy
2006 XX Torino   Italia
2008 XXIX Beijing (5)  Sina
2010 XXI Vancouver, British Columbia  Kanada
2012 XXX Lôndôna  Fanjakana Mitambatra
2014 XXII Sochi  Rosia
2016 XXXI Rio de Janeiro  Brazila
2018 XXIII Pyeongchang  Korea Atsimo
2021(6) XXXII Tokyo Japana
2022 XXIV Beijing  Sina
2024 XXXIII Paris  Frantsa

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka lalao ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.