Aller au contenu

Acridoidea

Avy amin'i Wikipedia
Titanacris Albipes

Ny Acridoidea no fianakaviambe lehibe indrindra amin' ny valala (Caelifera) ao amin' ny filaharana Orthoptera, izay manana karazana 11.000 mahery hita any amin' ny kôntinenta rehetra afa-tsy ny Antarktika.

Lisitry ny fianakaviana

[hanova | hanova ny fango]

Araka ny Orthoptera Species File (16 Jolay 2018):

  • Acrididae MacLeay, 1821
  • Dericorythidae Jacobson & Bianchi, 1905
  • Lathiceridae Dirsh, 1954
  • Lentulidae Dirsh, 1956
  • Lithidiidae Dirsh, 1961
  • Ommexechidae Bolívar, 1884
  • Pamphagidae Burmeister, 1840
  • Pamphagodidae Bolívar, 1884
  • Pyrgacrididae Kevan, 1974
  • Romaleidae Pictet & Saussure, 1887
  • Tristiridae Rehn, 1906