Hankany amin'ny vontoatiny

Kibobo

Avy amin'i Wikipedia
Turnix nigricollis: reniny sy zanany

Ny kibobo dia vorona isan-karazany izay samy ao amin' ny filaharana Galliformes, dia ny Turnix nigricollis (ao amin' ny fianakaviana Turnicidae) sy ny Coturnix coturnix (ao amin' ny fianakaviana Phasianidae). Matetika hita mitsoriaka any anaty bozaka izy ireo.

Karazana vorona madinika ny Turnix nigricollis izay tsy hita afa-tsy eto Madagasikara sy any amin' ny nosy Glorieuses sy Juan de Nova ary La Réunion.

Pepapelika (Coturnix coturnix)

Karazana vorona kely mpifindra monina ny Coturnix coturnix. Ny zana-karazana Coturnix coturnix africana, izay hita koa ao Afrika Atsimo, no hita eto Madagasikara. Atao hoe papelika ity karazana iray ity.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]