Hankany amin'ny vontoatiny

Vano

Avy amin'i Wikipedia
Karazana vano

Ny vano dia vorona isan-karazany, hita indrindra ao amin' ny vondron-karazana Ardea, ao amin' ny fianakaviana Ardeidae.

Ohabolana

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao ihany ny takatra nihinana ny valala, ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona.
  • Ny vano no lava tenda, mafy ny olom-pehezina ary ny fangaraka no kely andilana, ny isan-jato no tsy toha.
  • Tsy hita izay hiainana, fa hoatry ny tsindretra anaty tambiazina: mankamin' ny marivo, tsindrohin' ny vano; mankamin' ny lalina, paohin' ny mamba.

Karazana vano

[hanova | hanova ny fango]

Karazana vano mitondra anarana misy ny hoe "vano"

[hanova | hanova ny fango]

Anarana hafa

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]