Vanobe
Apparence
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/2e/Ardea_goliath_-Lake_Baringo%2C_Kenya-8.jpg/220px-Ardea_goliath_-Lake_Baringo%2C_Kenya-8.jpg)
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/c/ce/Goliath_Heron_Luangwa_Zambia_Jul23_A7R_06739.jpg/143px-Goliath_Heron_Luangwa_Zambia_Jul23_A7R_06739.jpg)
Ny vanobe na langorobe dia vorona mpirenireny lehibe, ao amin' ny fianakaviana Ardeidae. Hita aty Afrika atsimon' i Sahara izy io, ary misy vitsy kokoa sy mihena isa any Azia Atsimo-Andrefana sy Azia Atsimo. Ny anarany ara-tsiansa dia Ardea goliath.