Vorompotsy

Avy amin'i Wikipedia
Vorompotsy

Ny vorompotsy (Ardea humbloti) dia karazana vano. Eto Madagasikara dia fahita any amin’ny morontsiraka avaratra sy andrefan’ny Nosy izy io, fa any an-tanety ihany koa, indrindra eo akaikin’ny farihin’Alaotra. Eo koa ny any amin’ny Nosy Kaomoro sy Mayotte. Karazam-biby atahorana ho lany tamingana ny vorompotsy, ary tombanana ho 1 500 ny isan'ny olona matotra. Toa mihavitsy ny mponina ao aminy.