Abrahama (patriarka)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Abrahama)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Abrahama
Rembrandt Harmensz. van Rijn 035.jpg
Ankapobeny
Anarana Abrahama
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Abrahama dia ilay lehilahy heverina fa nipoiran'ireo fivavahana telo mino Andriamanitra tokana (monoteista) dia ny fivavahana jiosy sy ny fivavahana kristiana ary ny fivavahana silamo. Noho ny haben'ny finoany no nilazan'Andriamanitra aminy fa izy dia hanan-taranaka maro sady nampanantenainy tany mahavokatra ho an'ireo tarananay ireo, dia ny tany Kanana. Taranak'i Sema zanak'i Noa izy. I Tera no anaran-drainy ary i Ismaela sy i Isaka, izay niteraka an'i Esao sy i Jakoba, sy ny hafa koa no zananilahy. Izy no razamben'ny Ismaelita (taranak'i Ismaela) sy ny Edomita (taranak'i Esao) ary ny Israelita (taranak'i Jakoba). Samy miresaka ny momba azy na ny Baiboly na ny Kor'any na ny boky masina hafa. Nanambady an'i Saraha sy i Ketora izy sady niteraka amin'i Hagara, araka ny Baiboly.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

I Tera no rainy. Ny vadiny dia i Saraha sy i Hagara. Ny zanany dia i Ismaela sy i Isaka. Ny rahalahiny dia Nahora.

I Ismaela sy i Hagara reniny tany an'efitra, nataon'i Navez (1820)
Ny fanaovan-tsorona an'i Isaka, nataon'i Domenichino (1627-1628)

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.