Fiteny gagaoza

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny gagaozy)

Ny fiteny gagaoza na gagaozy dia fiteny torkika ampiasain' ny Gagaoza, izay kristiana ôrtôdôksa monina any amin' ny faritra mandrafitra an' i Okraina, i Môldavia, i Romania ary i Bolgaria ankehitriny. Atao hoe Гагауз дили Gagauz dili, Gagauzça na Gökoğuzca izy amin’ ny fiteny gagaoza. Amin' ny fomba ôfisialy dia olona miisa 162 200 eo ho eo no miteny azy io ary fiteny ôfisialy ao Gagauzia, izay faritra mizaka tena ao Môldavia, nefa olona manodidina ny 50 000 no tena mampiasa azy isan' andro, satria matetika ny Gagaoza dia mampiasa ny fiteny rosiana nanomboka tamin' ny taonjato faha-19.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]