Fiteny zolo
Apparence
Ny fiteny zolo dia fiteny anisan' ny vondrom-piteny ngony (izay ahitana koa ny fiteny kôsa sy ny fiteny ndembele) ao amin' ireo fiteny banto. Anisan' ny fiteny be mpampiasa indrindra amin' ny faritra atsimo ao Afrika ny fiteny zolo.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.
- Fiteny ao Afrika Atsimo