Aller au contenu

Afrika Atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Faritra atsinanan'i Afrika)
Sarintany maneho ireo firenena ao Afrika Atsinanana: ny maitso antitra dia maneho ireo firenena ao amin' io faritra io, fa ny maitso tanora kosa maneho ireo firenena atsofoka ao indraindray.

I Afrika Atsinanana dia faritra aty Afrika, mahafaoka firenana afrikana maromaro ao amin' ny tapany atsinanan' i Afrika, matetika manondro ny firenena ao amin' ny Lohasahan' ny Hantsana Lehibe. Ireto avy ny firenena hita ao amin' io faritra io:

  • i Sodàna Atsimo (i Sodàna an-tsisin-tany dia matetika tafiditra ao koa).

I Madagasikara sy i Malaoy ary i Môzambika dia indraindray tafiditra ao amin' io faritra io koa. I Roanda sy i Borondy, izay eo amin' ny sisin-tanin' ny faritra roa sady zanatany alemàna taloha ao Afrika Atsinanana Alemàna nanjary miteny frantsay, dia matetika ampidirina ao amin' ny faritra Afrika Afovoany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: