Valan-javaboarim-pirenen' ny Tendrombohitra Ambre
Ny Valan-javaboarim-pirenen' ny Tendrombohitra Ambre dia 38 km miala an' Antsiranana, ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Diana, ao amin' ny Distrikan' Antsiranana II ary akaikin' ny kaominina ambanivohitra manaraka ireto: Joffreville, Sakaramy, Bobakilandy, Anivorano-Nord, Antsalaka, Mosorolava, Ambondrona, Mahavanona, Anketrakabe, Mangaoka ary Antsahampano.
Ny haavony dia 800 km hatramin' ny 1 475 km ambonin' ny ranomasina. Mirefy 23 010 ha ny velaran-tany misy azy, ka ny 18 200 ha ho an' ny Valan-javaboarim-pirenen' ny Tendrombohitra Ambre, ary ny 4 810 ha ho an' ny Tahiry Manokan' ny Alan' i Ambre izay noforonina tamin' ny taona 1958.
Nandritra ny fanjanahantany, io valan-javaboary io dia fananana manokana naorin' i Angèle sy Maurice Hutin. Namboly hazo izy ireo ka anisan' izany ny Araucaria araucana, ny Cryptomeria japoneica, ny kininina voaszart (Corymbia citriodora).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Valan-javaboary
- Valan-javaboarim-pirenena Andasibe-Mantadia • Valan-javaboarim-pirenena Andohahela • Valan-javaboarim-pirenena Andringitra • Valan-javaboarim-pirenena Ankarafantsika • Valan-javaboarim-pirenen' ny Helodranon' i Baly • Valan-javaboarim-pirenena Isalo • Valan-javaboarim-pirenena Kirindy Mitea • Valan-javaboarim-pirenena Mananara-Avaratra • Valan-javaboarim-pirenena Marojejy • Valan-javaboarim-pirenena Masoala • Valan-javaboarim-pirenena Midongy Atsimo • Valan-javaboarim-pirenen' ny Tendrombohitra Ambre • Valan-javaboarim-pirenena Namoroka • Valan-javaboarim-pirenena Nosy Ve-Androka • Valan-javaboarim-pirenena Ranomafana • Valan-javaboarim-pirenena Tsimanampetsotsa • Valan-javaboarim-pirenena Zahamena • Valan-javaboarim-pirenena Zombitse-Vohibasia