Rain'ny Fiangonana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny Rain'ny Fiangonana na Rain'ny Eglizy na Aban'ny Eglizy dia ireo mpanoratra kristiana teo anelanelan'ny taonjato faha-2 sy faha-7 nanao fampianarana nanana ny fahefany izay mbola tanana hatramin'izao. Fepetra efatra no namaritan'ny Fiangonana ny mpanoratr'ireo taonjato ireo izay mendrika ny hahazo izany anaram-boninahitra izany:

  • olona niaina tamin'ny vanimpotoana voalohan'ny Fiangonana;
  • olona niaina tanaty fahamasinana;
  • olona nanao asa soratra tsy ahitana fahadisoam-pampianarana sady misy fampahafantarana sy fanamarinana mafonja ny fampianaram-pinoana kristiana;
  • olona nahazo ny fankatoavan'ny Fiangonana.

Ankoatr'izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin'ny Apostoly ny Rain'ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin'izy ireo dia atao hoe Ray Apostolika. Ny Mpanoratra skolastika no nandimby ny Rain'ny Fiangonana.

Ny anaran'ireo Rain'ny fiangonana[hanova | hanova ny fango]

Ray apostolika[hanova | hanova ny fango]

Ireto avy ireo Ray apostolika:

Rain'ny fiangonana grika[hanova | hanova ny fango]

Ireto ireo Rain'ny fiangonana grika, atao hoe Ray grika

Rain'ny fiangonana latina[hanova | hanova ny fango]

Ireto ireo Rain'ny fiangonana latina izay atao hoe Ray latina:

Rain'ny fiangonana siriaka[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny Rain'ny fiangonana siriaka izay atao hoe Ray siriaka:

Rain'ny fiangonana any an-tany efitra[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny Rain'ny fiangonana tany an'efitra:

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]