Toriteny

Avy amin'i Wikipedia

Ny toriteny dia lahateny atao mandritra ny fankalazana ara-pivavahana. Ao amin' ny fivavahana abrahamika, ny mpitoriteny dia mandefa hafatra ara-pitondrantena na ara-teôlôjia amin’ ny fiangonana, miorina amin’ ny Soratra Masina, na Baiboly na Kor'any, sady manazava ny fampiharana azon' ny mpino tanterahina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]