Patrôlôjia

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny patrôlôjia dia sampan' ny patristika andalinana ny asa soratry ny Rain' ny Fiangonana, izay mahakasika indrindra ny foto-pampianarana sy ny fiangonana.