I Gregôriôsy avy any Nazianzôsy na Gregôrio avy any Nazianzo dia pôeta tao amin' ny Empira Bizantina teraka tamin' ny taona 329 ary maty tamin' ny 25 Janoary 389. Rain' ny Fiangonana sy teôlôjianan' ny Trinite niady tamin' ny arianisma. Izy sy i Atanasio sy i Basiliosy sy i Joany Krisôstômo ary i Gregôriôsy avy any Naziansôsy dia mpampianatra finoana tao amin' ny Eglizy.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.