Tôlà: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-17: | Andalana faha-17: | ||
* [[Abimeleka]] - [[Ely (mpitsara)|Ely]] - [[Samoela]] |
* [[Abimeleka]] - [[Ely (mpitsara)|Ely]] - [[Samoela]] |
||
==== Fifandimbiasan'ny mpitsaran'i Israely: ==== |
|||
[[Otniela]] - [[Ehoda]] - [[Samgara]] - [[Debora]] (vehivavy) - [[Gideona]] - [[Abimeleka]] - [[Tola]] - [[Jaira]] - [[Jefta]] - [[Ibzana]] - [[Elona]] - [[Abdona]] - [[Samsona]] - [[Ely (mpitsara)|Ely]] - [[Samoela]]. |
Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Septambra 2019 à 09:38
I Tola na Tôlà dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i Abimeleka mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. Tôlāʻ (תּוֹלָע) no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola, araka ny Bokin'ny Mpitsara (Mpit. 10:1-2.). I Jaira no mpitsara nandimby azy.
Jereo koa:
Mpitsara lehibe
Mpitsara madinika
Mpitsara hafa
Fifandimbiasan'ny mpitsaran'i Israely:
Otniela - Ehoda - Samgara - Debora (vehivavy) - Gideona - Abimeleka - Tola - Jaira - Jefta - Ibzana - Elona - Abdona - Samsona - Ely - Samoela.