Debora

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
I Debora, nataon'i Gustave Doré, taona 1866.

I Debora na Debôrà dia mpaminanivavy izay nitsara ny Zanak'i Israely tanatin'ny 40 taona sady anisan'ireo atao hoe mpitsara lehibe (Mpits. 4-5). Nandimby an'i Samgara izy sady nodimbasan'i Gideona.

Nikambana tamin'i Debora, izay avy any amin'ny tendrombohitr'i Efraima, i Baraka avy any Kadesy any Naftaly raha nahita ny fandrahonana nataon'i Sisera avy any Haroseta ha-Goima. (I Sisera dia mety ho mpitari-tafik'ireo mponina avy any an-dranomasina.) Nandresy ny tafik'i Sisera izy ireo teo akaikin'ny ony Kisona, noho ny firotsahan'ny oram-batravatra izay nahatonga ny fiaran'ireo fahavalo ho rendrika. Izany no ady tao amin'ny ranon'i Megido.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]