Tola

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Tola na Tôlà dia mpitsara tao Israely izay nandimby an'i Abimeleka mpitsara nanandrana ny ho mpanjaka. Tôlāʻ no fanononana ilay anarana amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely nandritra ny 23 taona i Tola (Mpit. 10:1-2.). I Jaira no mpitsara nandimby azy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]