Abdona

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Abdona na Habdôna dia mpitsara teo amin'i Israely. Aḇdōn no fanononana io anarana io amin'ny teny hebreo. Nitondra ny Zanak'i Israely tanatin'ny valo taona izy (Mpits. 12.13-15). Izy no nandimby an'i Elôna sy nodimbasan'i Samsona.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]