Jodasy Iskariota

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Manoroka an'i Jesoa i Jodasy, taonjato faha-13.

I Jodasy na Jodasy Iskariota dia iray amin'ireo mpianatr'i Jesosy roa ambin'ny folo lahy. Izy ilay namadika an'i Jesosy ka nanamora ny fisamborana azy.

Ny anarany[hanova | hanova ny fango]

Atao hoe Jodasy Iskariota izy mba hiavahany amin'i Jodasy Zelota na Joda Zelota. Ny hoe Iskariota dia mety midika hoe "avy amin'ny fokon'i Isakara". Ὶούδας Ὶσκάριωθ / Ioudas Iskariôth na Ὶούδας Ὶσκαριώτης / Ioudas Iskariôtês no fiantsoana azy amin'ny teny grika. איש־קריות /ʾIsh-keriyyôt amin'ny teny hebreo. Tsy tokony hafangaro i Jodasy Tadeo (na Joda Tadeo na Tadeo na Joda) sy i Jodasy Iskariota.

Μisy filazantsara apokrifa izay mitondra ny anarany, dia ny Filazantsaran'i Jodasy.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]