Famadihan' i Jodasy an' i Jesoa

Avy amin'i Wikipedia
I Jodasy nanao fifampiraharahana tamin' ny mpisorona, sary nataon' i Duccio, fiandohan' ny taionjato faha-14

Ny famadihan' i Jodasy an' i Jesoa na ny fifampiraharahana nataon' i Jodasy dia fizaran' ny fitanterana ao amin' ny Baiboly mifandraika amin' ny fiainan' i Jesoa izay voarakitra ao amin' ny Filazantsara sinôptika telo (Matio 26:14–16, Marka 14:10–11 ary Lioka 22:1–6). Mitantara ny nanaovan’ i Jodasy Iskariôta fifanekena tamin' ny lohan' ny mpisorona jiosy mba hamadika an' i Jesoa ity fitantarana ity.