Filazantsara apôkrifa
Fiseho
Filazantsara apôkrifa na Evanjely apôkrifa no ilazana ny boky mitondra ny anarana hoe "filazantsara" na "evanjely" nefa tsy voaray ko kanôna ao amin' ny Baiboly.
Ny filazantsara apôkrifa
[hanova | hanova ny fango]Ireto misy ohatra amin' ireo boky ireo:
- Filazantsaran' ny Fahamarinana
- Filazantsaran' i Nikôdemôsy
- Filazantsaran' i Tômasy
- Filazantsara arabon' ny Fahazazana
- Filazantsaran armenianan' ny Fahazazana
- Filazantsaran' i Barnabà
- Filazantsaran' i Gamaliela
- Filazantsaran' i Jakôba
- Filazantsaran' i Jodasy
- Filazantsaran' i Maria
- Filazantsara araka an' i Filipo
- Filazantsaran' i Petera
- Filazantsaran' i Pseodô-Matio
- Filazantsara miafin' i Marka
Misy evanjely na filazantsara miisa mihoatra ny dimampolo, ka ireto no azo tanisaina:
Evanjely gnôstika
[hanova | hanova ny fango]Evanjelin' ny Fahaterahana
[hanova | hanova ny fango]Evanjelin' ny Fahazazana
[hanova | hanova ny fango]Evanjeliny Fijaliana sy ny Fitsanganan-ko velona
[hanova | hanova ny fango]Evanjelin' ny Fampiakarana
[hanova | hanova ny fango]Taratasin' ny Tompo
[hanova | hanova ny fango]Samihafa
[hanova | hanova ny fango]Soratanana tao Nag Hammadi
[hanova | hanova ny fango]Evanjely very
[hanova | hanova ny fango]- Evanjelin' ny Hebreo
- Evanjelin' ny Ebiônita na Evanjelin' ny Roa Ambin' ny Folo
- Evanjelin' ny Egiptiana
- Evanjelin' i Matiasy
- Evanjelin' i Tômasy
- Evanjelin' i Filipo
- Evanjelin' i Petera
- Evanjelin' ny Mpanohitra ny Lalàna sy ny Mpaminany
- Fitadidian' ny Apôstôly
- Kilasy telon' ny Vokatry ny Fiainana Kristianina
- Evanjelin' ny Vazantany Efatra
- Evanjelin' ny Apele
- Fahaterahan' i Maria
- Evanjelin' i Jodasy Iskariôta
- Evanjelin' i Eva
- Fiakaran' i Jakôba
- Evanjely Velona na Evanjelin' i Many
- Fanontanian' i Maria
- Evanjelin' ny Fahatanterahana
- Evanjelin' ny Basilida
- Evanjelin' i Markiôna