Filazantsaran' i Bartôlômeo

Avy amin'i Wikipedia

Ny Filazantsaran' i Bartôlômeo na Evanjelin' i Bartelemy dia lahatsoratra tsy hita ao amin' ny apôkrifan' ny Testamenta Vaovao, izay voatonona ao amin' ny loharano maro tany amboalohany. Ity boky ity dia mety ho ny Fanontanian' i Bartôlômeo na ny Fitsanganan' i Jesoa Kristy tamin' ny maty (nosoratan' i Bartôlômeo), na samy tsy izy izy roa ireo boky ity.

Loharano tany amboalohany momba ny Filazantsaran' i Bartôlômeo[hanova | hanova ny fango]

Ao amin’ ny sasin-tenin’ ny heviteny nataony momba an’ i Matio i Jerôma dia miresaka ny “Filazantsaran' i Bartôlômeo” iray ao anatin’ ireo filazantsara apôkrifa maro hafa.

Ny mpanoratra ny Decretum Gelasianum dia nampiditra "ireo Filazantsara amin' ny anaran' i Bartôlômeo" ao amin' ny lisitry ny soratra voaheloka na tsy azo ekena.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Boky amin' ny anaran' i Bartôlômeo: