Epistily apôkrifa
Fiseho
Epistily apôkrifa no ilazana ny boky mitondra ny anarana hoe "epistily" nefa tsy voaray ho ao amin' ny kanôn' ny Baiboly.
Lisitry ny epistily apôkrifa
[hanova | hanova ny fango]Ity lisitry ny epistily (na taratasy alefa) aseho eto ity dia tsy feno.