Testamenta apôkrifa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Testamenta apokrifa)

Testamenta apokrifa no iantsoana ireo soratra manana lohateny manomboka amin' ny hoe Testamenta nefa tsy hita ao anatin' ny Baiboly na ny Tanakh. Ny ankamaroan' izy ireo dia nosoratana teo anelanelan' ny fotoana nanoratana ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao.

Ireo testamenta apôkrifa[hanova | hanova ny fango]

Ireto avy ireo testamenta apôkrifa:

Vitsy ny testamenta apôkrifa kristiana:

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]