Simôna Zelôta
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Simôna Zelôta dia iray amin' ireo mpianatr' i Jesoa. Tsy afangaro amin' i Simôna Petera izy. Ny hoe zelôta dia azo adika hoe "mafana fo" na "saro-piaro".
Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]
- Apôstôly: Andrea - Bartôlômeo - Filipo - Jakôba zanak' i Alfeo - Jakôba zanak' i Zebedeo - Joany - Joda - Jodasy - Matio - Petera - Simôna Zelôta - Tômasy
- Zelôta