Mpisolo (fitsipiteny)

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpisolo dia teny (sokajin-teny) izay maka ny toeran'ny anarana na ny tarika anarana nefa misy sasany izay afaka maka ny toeran'ny fehezankevitra na fehezanteny iray manontolo koa. Mety misolo ny mpamari toetra koa izany amin'ny fiteny sasany.

Isan'ny sokajin'ny mpisolo, ohatra:

Miovaova arakaraka ny fiteny na arakaraka ny fanaovana tsikera amin'ny fiteny iray ny zana-tsokajin'ny mpisolo. Mety miovaova endrika ny mpisolo ka maneho ny filaza isa (tokana na maro sns), ny maha kandahy na maha kambavy sns, arakaraka ny fiteny.