Teny
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Amin'ny heviny mahazatra, ny teny dia feo na soratra mitandahatra, ka manome heviny sy manana ny dikany. Ny fiavahan'ny teny roa samy hafa dia sarahin'ny mpanelanelana, izay matetika eba na malalaka hita amin'ny soratra, ary fiatoana kely heno amin'ny fitenenana.