Tenim-piontanana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny tenim-piontanana dia teny (sokajin-teny) azo ampiasaina mitokana ka tsy voatery hampiarahina amin'ny teny hafa, mba hanehoana fihetseham-po (vokatry ny hafaliana, ny hatezerana, ny alahelo, ny fahatairana, ny fanaintainana sns), na hampitana hafatra amin'ny fomba tsy mampiasa teny maro (fiarahabana, fanekena, fandavana, fisalasalana, fonontaniana, baiko sns), na hakana tahaka feon-javatra (feom-biby, fipoahana sns).

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]