Tarika anarana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny tarika anarana dia tarika foronin'ny anarana sy ny teny na tarika mameno azy. Ireo teny mameno ny anarana ireo dia mety ho famenon'ny anarana na mpanoritra na mpamaritra na teny amin'ny sokajy hafa na fehezankevitra mihitsy aza.

Ohatra:

  • Le courrier électronique est probablement le service le plus utilisé par les internautes.
  • À midi, nous avons mangé quelque chose de bon.
  • The election-year politics are annoying for many people.
  • Almost every sentence contains at least one noun phrase.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]