Mpisolo tompon-javatra

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny mpisolo tompon-javatra dia teny ao amin'ny sokajin'ny mpisolo izay mitovy lenta am-pehezanteny amin'ny fikambanan'ny anarana sy ny mpamaritra tompon-javatra ka ampiasaina mba tsy hamerena-manonona ny "tompon-javatra" sy ilay "zavatra ananana". Mifandray amin'ny mpisolo tena ny mpisolo tompon-javatra ka azo atoko araka ny fanasokajiana ny mpisolo tena.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]