Mpisolo mampifandray

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpisolo mampifandray dia mpisolo afaka mampiditra fehezankevitra vaovao miakina. Sady mpisolo izy no mitovy lenta amin' ny mpampiankina fehezankevitra. Ny fiteny malagasy, ohatra, dia tsy ahitana mpisolo mampifadray maro ka ny tena fantatra dia ny hoe izay fa ny hafa dia mety iadian-kevitra. Ny fiteny frantsay dia manana ny hoe qui, que, dont sns. Ny fiteny anglisy ahitana ny hoe who, that, sns.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]