Mpamari-toetra

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpamari-toetra dia teny (sokajin-teny) ampiraisina amin' ny anarana na atao entimilaza mba hanambaràna ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ilay anarana (olona, biby, zavatra sns) na ny toetran' ny zavatra tondroina amin' ny lazaina. Zana-tsokajin' ny mpamaritra ny mpamari-toetra. Ao amin' ny fehezanteny iray dia afaka misahana ny anjara asan' ny entimilaza ny mpamari-toetra ka mety mila andry mpanakambana izany na tsia arakaraka ny fiteny.

Afaka ialohavana na arakarahin-teny (na andian-teny) mameno azy ny mpamari-toetra ka ahazoana ny atao hoe "tarika mpamari-toetra", ary ireo teny mameno azy ireo no atao hoe "famenon' ny mpamari-toetra".

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]