Mpamaritra mampifandray

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpamaritra mampifandray dia teny ao amin'ny sokajin'ny mpamaritra izay misahana ny asa fampifandraisana fehezankevitra. Mitovy lenta amin'ny mpisolo mampifandray ny fikambanan'ny mpamaritra manontany amin'ny anarana faritany.


Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]