Mpamaritra manontany

Avy amin'i Wikipedia

Ny mpamaritra manontany dia teny ao amin'ny sokajin'ny mpamaritra izay ampiraisina amin'ny anarana mba hoenti-manontany ny mombamomba ilay zavatra tondroina amin'io anarana io. Mitovy lenta amin'ny mpisolo manontany ny fikambanan'ny mpamaritra manontany amin'ny anarana faritany.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]