Mpamaritra isa
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny mpamaritra isa dia teny ao amin'ny sokajin'ny mpamaritra izay ampiraisina amin'ny anarana na ny mpisolo mba hilazana ny isa na ny laharan'ny zavatra lazaina amin'io anarana iraisany io.