Königsberg

Avy amin'i Wikipedia

54°44′N 20°29′E / 54.733°N 20.483°E / 54.733; 20.483

I Koenigsberg na Königsberg dia renivohitr' i Prosia-Atsinanana, eo amoron' ny Ranomasina Baltika, lasa niova anarana ho tanàna rosiana atao hoe Kaliningrad (rosiana: Калининград) taty aoriana. Tamin' ny voalohany izy dia renivohitry ny dokean' i Prosia, talohan' ny haha lasa azy ho iray amin' ny tanàna lehibe tao amin' ny Fanjakan' i Prosia sy ny Empira Alemàna. Io tanàna io dia nofehezin'ny Sovietika nanomboka tamin'ny 1945.

Amin' ny teny prosiana ambany izy dia atao hoe Twangste, Kunnegsgarbs, Knigsberg; amin' ny teny litoaniana kosa dia Karaliaučius, ary amin' ny teny pôlôney dia Królewiec.

Taorian' ny Ady Lehibe Faharoa izay siika naharava tanteraka ity tanàna ity, dia novana anarana hoe Kaliningrad izy taorian' ny nakan' ny Firaisana Sôvietika azy ho eo ambany fiadidiany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: