Leipzig

I Leipzig (vakio hoe "laipsik" na "laipsish") dia tanàna-boriborintany any Alemaina, ao avaratra-andrefan' ny Landan' i Sachsen (frantsay: Saxe). Misy mponina miisa 605 407 izy. Izy no tanàna be mponina indrindra any Alemaina Atsinanana aorian' i Berlin, sady tanàna fahafolo ao amin' ity firenena ity.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: