Altenburg
Fiseho
50°59′N 12°26′E / 50.983°N 12.433°E
Altenburg
| |||
| Velarantany | 45,69 km2 | ||
| Isan'ny mponina | 31,093 | ||
| Tanàn-dehibe | NC | ||
| Ben'ny tanàna | NC | ||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | NC | ||
| Faritra | NC | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Altenburg | ||

I Altenburg dia tanàna ao amin' ny tapany atsinanana amin' ny Landan' i Thüringen (frantsay: Thuringe), any Alemaina, misy mponina miisa 31.093, ao atsimon' i Leipzig. Renivohitry ny boriborintanin' i Altenburg (frantsay: Pays-d'Altenbourg) ity tanàna ity sady ao amin' ny Metropolregion Sachsendreieck.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Altenburg dia mipetraka eo afovoan'ny tanàna Triangle Leipzig - Gera, ary 39 km atsimon'i Leipzig, 38 km avaratra andrefan'i Chemnitz, 28 km avaratratsinanan'i Gera sy 31 km avaratr'i Zwickau.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera:
- Altenburg - Augsburg - Eisenach - Eisleben - Erfurt - Königsberg - Leipzig - Liebenwerda - Magdeburg - Marburg - Mohrungen - Speyer - Strasburg - Wachsdorf - Wittenberg - Worms
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Altenburg |