Filipo

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I Filipo dia isan'ireo mpianatr'i Jesosy. Mpianatr'i Jaona mpanao Batisa taloha izy. Izy ilay nanao hoe "Asehoy anay ny Ray". Atao hoe Φίλιππος / Philippos io anarana io amin'ny teny grika.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]