Faritanin' i Azerbaijan-e-Sharghi

Avy amin'i Wikipedia
Azerbaijàna Atsinanana

Ny Faritanin' i Azerbaijàna Atsinanana na Azerbaijan-e-Sharghi dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna. Ao amin' ny faritr' i Azerbaijàna Iraniana no misy azy, mifanefi-tany amin' i Armenia, amin' ny Repoblikan' i Azerbaijàna, amin' ny Faritanin' i Ardabil, amin' ny Faritanin' i Azerbaijàna Andrefana, ary amin' ny Faritanin' i Zanjan. Ny renivohiny dia i Tabriz. Ny Faritanin' i Azerbaijana Atsinanana dia ao amin' ny Faritra faha-3.

Araka ny fanisam-bahoaka tamin' ny taona 2006, ny Faritanin' i Azerbaijàna Atsinanana dia 3 527 267 tao amin' ny tokantrano 911 241. Ny fanisam-bahoaka manaraka tamin' ny taona 2011 dia niisa 3 724 620 tao amin' ny tokantrano 1 085 455. Tamin' ny fanisam-bahoakan' ny taona 2016, ny isan' ny mponina dia 3 909 652 tao amin' ny tokantrano 1 223 028.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]