Faritanin' i Markazi

Avy amin'i Wikipedia
Faritanin' i Markazi

Ny Faritanin' i Markazi dia iray amin' ny faritany 31 ao Iràna. Any amin' ny tapany andrefan' ilay firenena no misy azy, ary i Arak ny renivohiny. Ny isan' ny mponina ao aminy dia 1,35 tapitrisa eo ho eo ary 29 130 km² ny velarany. Ny sisin-tanin' ity faritany ity amin' izao fotoana izao dia nofaritana tamin' ny taona 1980, rehefa nozaraina ho Faritanin' i Markazi sy Faritanin' i Teheran izy amin' izao fotoana izao, ny ampahany amin' izany dia nampidirina ao amin' ny Faritanin' i Esfahan, ao amin' ny Faritanin' i Semnan ary ao amin' ny Faritanin' i Teheran.

Ny tanàn-dehibe ao amin’ ilay faritany dia i Saveh, i Arak, i Mahallat, i Parandak, i Khomein, i Delijan, Tafresh, i Ashtian, i ary Shazand (antsoina hoe Sarband taloha). Mangatsiaka sy maina ny ririnina any Markazi noho izy be tendrombohitra sy ny toetanin-tanibe.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]