Afrika Atsimo-Atsinanana
Apparence
I Afrika Atsimo-Atsinanana dia faritra aty Afrika manelanelana an' i Afrika Atsinanana sy Afrika Atsimo, izay ahitana ireto firenena ireto: Bôtsoana, Borondy, Esoatiny, Kenia, Lesôtô, Malaoy, Môzambika, Tanzania, Afrika Atsimo, Oganda, Zambia ary Zimbaboe ao amin' ny tanibe, miaraka amin' ireo nosy Madagasikara, Maorisy, La Réunion, ireo nosy Kômôro, ary tao koa i Mayotte.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Fizaram-paritra ao Afrika: Afrika Avaratra - Afrika Andrefana - Afrika Atsimo (faritra) - Afrika Atsinanana - Afrika Afovoany
- Faritra hafa: Tandrok' i Afrika - Sahara - Sahely - Afrika atsimon' i Sahara - Magreba