Jakoba zanak'i Zebedio

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I Jakoba zanak'i Zebedio dia iray amin'ireo mpianatr'i Jesoa roa ambin'ny folo lahy. Atao hoe koa Jakoba Zokiny (na Jakoba Lehibe) izy sady rahalahin'i Jaona zanak'i Zebedio. Ἰάκωβος / Iakôbos no fiantsoana azy amin'ny teny grika. Izy roalahy ireo dia antsoina koa hoe Boanergés izay midika hoe "zana-baratra". Tsy afangaro amin'i Jakoba zanak'i Alfeo i Jakoba zanak'i Zebedio. Tsy nanoratra epistily i Jakoba zanak'i Zebedio. Tsy izy no nanoratra ny Epistilin'i Jakoba.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]