Homanisma
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Irai filôzôfia amin'izany olombelona manana ampitovina sy avo lenta olonisma na humanism. Tsy hino an'Andriamanitra sady mankalaza ny fandresen-dahatra sy siansa mampiavaka olonisma. Mankahala ny fanavakavahana, ny finoanoam-poana, ny sazy lehibe, sy ny fahandevozana ny mpivavaka homanisma.
Midera ny pitsipitsiny, ny tsaina sy ny fiovaovana tamin'ny karazana olombelona ny mpivavaka fa homanisma.
Sary:Sagan Viking.jpg
Malaza mpivavaka fa homanisma ny astronoma Carl Sagan 1934-1996
Malaza mpivavaka fa homanisma anisan'izany Alice Roberts, Bertrand Russell sy Carl Sagan.