Fiteny antalaotra
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Fiteny kibushi)
Ny fiteny antalaotra na kiantalaotsy, na sibosy, dia fitenim-paritra malagasy an' ny Antalaotra any amin' ny tapany avaratra-andrefana amin' i Madagasikara izay tenenina koa any Maiôty. Endriky ny fiteny kibosy na naman' ity fiteny ity izy io. Tanàna madinika telo no misy ny mponina miteny kiantalaotsy ao Kômôro. Tamin' ny taona 1987 dia niisa 19 000 izy ireo.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Fiteny antambahoaka, antandroy, antankarana, antanosy, antefasy, antemoro, antesaka, bara, betsileo, betsimisaraka avaratra, betsimisaraka atsimo, bezanozano, mahafaly, masikoro, merina, sakalava, sihanaka, tanala, tsimihety, vezo, zafisoro.
- Fiteny kibosy, antalaotra, kibosy kimaôre
- Antalaotra
Raha handalina
[hanova | hanova ny fango]- Gueunier, Noël. 1986. "Lexique du dialecte malgache de Mayotte (Comores)", Études Océan Indien n°7, numéro spécial Dico-Langues’O, INALCO, Paris, 369 p.
- Gueunier, Noël. 2004. "Le dialecte malgache de Mayotte (Comores): une discussion dialectologique et sociolinguistique." Faits de Langues. 23-24:397-420.