Faritanin' Antsiranana
Ny Faritanin' Antsiranana dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara izay manana velarana mirefy 43 406 km2. Misy mponina 1 465 606 izy tamin' ny taona 2011. Eo amin' ny 34 mp/km2 I ny hakitroky ny mponina. I Antsiranana na Diego-Suarez ny renivohiny.
Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy nohajaina aza izany. Misy faritra roa ny ao amin' ny Faritanin' Antsiranana, dia ny Faritra Diana sy ny Faritra Sava.
Misy distrika sivy ny ao amin' io faritany io izay mitsinjara amin' ireo faritra roa ireo toy izao: ao amin' ny faritra Diana no misy ny distrikan' Ambanja, Ambilobe, Antsiranana I, Antsiranana II, ary Nosy Be; ao amin' ny faritra Sava no ahitana ny distrikan' Andapa, Antalaha, Sambava ary Vohimarina.
Ny faritra sy ny distrika ao amin' ny faritanin' Antsitranana
[hanova | hanova ny fango]Misy distrika sivy ny ao amin' io faritany io izay mitsinjara amin' amin' ny faritra Diana sy ny faritra Sava.
Faritra Diana
[hanova | hanova ny fango]Ny Faritra Diana dia ahitana ireto distrika manaraka ireto:
- Distrikan' Antsiranana I
- Distrikan' Antsiranana II
- Distrikan' Ambilobe
- Distrikan' Ambanja
- Distrikan' i Nosy Be
Faritra Sava
[hanova | hanova ny fango]Ny Faritra Sava dia ahitana ireto distrika manaraka ireto:
- Distrikan' Antsiranana I
- Distrikan' Antsiranana II
- Distrikan' Ambilobe
- Distrikan' Ambanja
- Distrikan' i Nosy Be
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Faritanin' Antananarivo
- Faritanin' Antsiranana
- Faritanin' i Fianarantsoa
- Faritanin' i Mahajanga
- Faritanin' i Toamasina
- Faritanin' i Toliara
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]Lahatsoratra samihafa
- "Lois annotées sur la décentralisation", fes.de
- Madagascar: Profil des marchés pour les évaluations d’urgence de la sécurité alimentaire [1] Archived Septambra 26, 2007 at the Wayback Machine
Didy aman-dalàna
- "Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Desambra 11, 2022 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine.", dgfag.mg
- "Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Novambra 11, 2021 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes" (pdf), assemblee-nationale.mg