Distrikan' Antsiranana II
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Antsiranana II)
12°19′02″S 49°17′31″E / 12.317320°S 49.291880°E
Antsiranana II
| |||
Velarantany | 6 025 km2 | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Madagasikara | ||
Faritany | Antsiranana | ||
Faritra | Diana |
Ny Distrikan' Antsiranana II dia distrika ao amin' ny Faritra Diana ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 17 ity distrika ity ary manana velaran-tany mirefy 6 025 km².
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Antsiranana II:
- Ambondrona
- Ambolobozobe
- Andrafiabe
- Andranofanjava
- Andranovondronina
- Anivorano Nord
- Ankarangona
- Anketrakabe
- Antanamitarana
- Antsahampano
- Antsakoabe
- Antsalaka
- Antsoha
- Bobasakoa
- Bobakilandy
- Joffreville
- Mahalina
- Mahavanona
- Mangaoka
- Mosorolava
- Ramena
- Sadjoavato
- Sakaramy
- Ramena - 3527 mponina
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Diana:
- Distrikan' Antsiranana I
- Distrikan' Antsiranana II
- Distrikan' Ambilobe
- Distrikan' Ambanja
- Distrikan' i Nosy Be
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Antsiranana |
|